FILAZANA VEHIVAVY HITA

Iangaviana izay mahafantatra an’ity vehivavy hita amin’ny sary ity mba hampandre ny fianankaviana akaiky azy ka haka azy etsy amin’ny Polisy misahana ny olona marefo na ny « Brigade Féminine de Proximité » eo Tsaralalana. Nividy zavatra tamina tranombarotra lehibe iray tetsy