MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : HANATSARA NY FOMBA FIASAN’NY POLISY AMIN’NY ALALAN’NY FANAKAIKEZANA HATRANY NY VAHOAKA

Nandritra ny fitokanana ireo biraon’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka tany amin’ny faritra VAKINANKARATRA, ANOSY, VATOVAVY FITOVINANY ary ANTSOHIHY dia noararaotin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka CGP RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny nihaona sy nitafa tamin’ireo Polisy miasa amin’ireny faritra ireny. Tamin’izany no nanomezany baiko hentitra