DRSP BONGOLAVA- FARITRA TSIROANOMANDIDY : DEPIOTE NANOME MOTO HO AN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA

Nanolotra moto 150 cc miisa 09 ho an’ny mpitandro ny filaminana ireo Depiote roalahy voafidy tao amin’ny faritra Tsiroanomandidy.

Isaorana ny ankasitrahana ireo solombavam-bahoaka nanome ny fitaovana satria manafaingana ny asan’ny mpitandro ny filaminana amin’ny fanampiana sy fiarovana ny vahoaka tokoa ireto moto vaovao ireto

DRSP BONGOLAVA- FARITRA TSIROANOMANDIDY : DEPIOTE NANOME MOTO HO AN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA

Vous pourrez aussi aimer