POLISIM-PIRENENA – PNUD : NAHAZO FITAOVANA INFORMATIKA HO ENTINA MANATSARA NY ASA

Fitaovana informatika maro ( ordinateur portabe , imprimante vaovao , encre, …) no nomen’ny Pnud ho an’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka hoentina manatsara hatrany ny asan’ny Polisim-pirenena. Ny Sekretera Jeneralin’ny Minisitera Contrôleur Général de Police RAKOTONDRAVELO Herilanto Iaingotiana no nisolo tena ny Minisitra nandray ireto fanampiana ireto ary nilaza ny maha zava-dehibe ny fanomezana fitaovana tahaka izao mba hampiakatra ny kalitaon’ny asa ataon’ny Polisy ho an’ny vahoaka

POLISIM-PIRENENA – PNUD : NAHAZO FITAOVANA INFORMATIKA HO ENTINA MANATSARA NY ASA

Vous pourrez aussi aimer