FILAZANA FIKAROHANA

Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ireto olona amin’ny sary ireto mba hampandre haingana ny Commissariat de Police du Ier Arrondissement Tanambao-ll Toamasina na hiantso ny laharana : 034.05.531.30

ANARANA : RANDRIARIMANANA

ANARANA FIANTSO : Haingonirina Serge Aimé

DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 01 Avril 1980 à Befelantanana Antananarivo

CIN : 301.071.013.418 délivrée le 23 août 1999 à Toamasina-I

ASA : Chef d’agence de la Première Agence de Microfinance Toamasina

TERATANY : MALAGASY

TOERAM-PONENANA NISY AZY FARANY : Lot 148 CMM Parcelle 23/24 Anjoma Toamasina

sy

ANARANA : RANDRIANOMENJANAHARY

ANARANA FIANTSO : Natacha

DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 19 Février 1984 à Toliara

CIN : 501.072.021.507 du 20 Mai 2004 à Tuléar

ASA : Caissière à la Première Agence de Microfinance

TOERAM-PONENANA NISY AZY FARANY : Lot 385 Parcelle 13/53-54 Tanambao-V Toamasina

ANTONY :

– Fivadiham-pitokisana

– Halatra

– Fanamboarana sy fampiasana taratasy hosoka

( Abus de confiance – vol – faux et usage de faux)

FAMPAHATSIAHIVANA :

-Ny Polisim-pirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

-Ny olona mandray na mampiantrano na manafina olon-dratsy dia raisina ho mpiray tsikombakomba aminy ka hohenjehana araka ny lalàna.

 

FILAZANA FIKAROHANA

Vous pourrez aussi aimer