FILAZANA FIKAROHANA

Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ity lehilahy amin’ny sary ity mba hampandre ny POLICE ECONOMIQUE (Service Central de des affaires réservées à Anosy porte 137)

034 79 428 82 na ny 034 99 855 18

Toy izao ny mombamomba azy :

ANARANA : RAVELOSOANIRINA

Fanampiny : Andry

Teraka tamin’ny : 17 aout 1973 tao Soavinandriana

Pasipaoro laharana : A 16X84912

Toeram-ponenany farany : Mangarano Lot CAR C1 Parcelle 11/46 Toamasina

Toeram-piasany farany : Ambatovy

Ny antony hikarohana azy :

FISOLOKIANA, FIVADIHAM-PITOKISANA, FAMPIASANA HOSOKA (Escroquerie, abus de confiance, et faux et usage de faux)

Ny Polisim-pirenena dia manome toky fa tànana ho Tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

Ampahafantarina ny rehetra fa izay mampiantrano na mitahiry na manafina olon-dratsy dia naman’ny mpiray Tsikombakomba aminy ka tsy maintsy hohenjehana amin’ny lalàna.

IL Y A LIEU DE FAIRE PRESCRIRE TOUTES RECHERCHES UTILES EN VUE DE RETROUVER LE NOMME CI APRES :

Nom : RAVELOSOANIRINA

Prénom : Andry Né le 17 aout 1973 a Soavinandriana

Passeport n° : A 16X84912

Fonction : Managing Director Ambatovy

Dernière adresse connue : Mangarano lot CAR C1 Parcelle 11146 Toamasina

Motifs : Abus de confiance, faux et usage de faux, escroquerie

En cas de découverte ; procéder à son arrestation et aviser immédiatement la Police Économique (au Service Central de des affaires réservées à Anosy, porte 137)

Contact : 034 99 855 18 – 034 79 428 82

FILAZANA FIKAROHANA

Vous pourrez aussi aimer