FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY POLISIM-PIRENENA NY MASOIVOHO FRANTSAY

Androany 17 Novambra 2020 dia tonga nitsidika ny Minisitry ny filaminam-bahoaka Contrôleur Général Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny masoivoho Frantsay Andriamatoa Christophe Bouchard. Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa efa nisy teo amin’ny roa tonta moa no anton’ izao fitsidihana izao indrindra ny lafiny filaminana izay sahanin’ny Polisim-pirenena

FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY POLISIM-PIRENENA NY MASOIVOHO FRANTSAY

Vous pourrez aussi aimer