DINGANA FAHAROA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA : AO ANATIN’NY FANATANTERAHANA IZANY IREO MPIFANINANA

Miditra amin’ny dingana faharoa ankehitriny ireo mpifaninana hiditra ho Polisy. Eny amin’ny stade Alarobia no hanatanterahina ny fitsapana ara-batana ary nidina ifotony ny Minisitry ny filaminam- vahoaka hijery ny herijika hoentin’ireo mpifaninana tsirairay avy sy ny fomba fanatanterahana izany. Tsara ihany koa ny mampahatsiahy fa efa mandeha ihany koa ny adina am-bava etsy amin’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka Anosy

DINGANA FAHAROA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA : AO ANATIN’NY FANATANTERAHANA IZANY IREO MPIFANINANA

Vous pourrez aussi aimer