UNITÉ SPECIALE D’INTERVENTION – FARITRA TOAMASINA : ANDIAN-JIOLAHY MITAM-BASY SAIKA HANAO FANAFIHANA NO LAVON’ NY BALAN’NY POLISY

Saika hanao fanafihana mitam-basy tao amina tokantrano iray tao Toamasina ireto andian-jiolahy ireto no efa nandrasan’ny Polisy. Teo am-panatanterahana izany indrindra ireto olon-dratsy no efa voaodidin’ny Polisy saingy mbola nampiasa ireo fitaovam-piadiana teny aminy ireo jiolahy ka voatery nampiasa ny azy ihany koa ny mpitandro ny filaminana. Vokany, jiolahy miisa 04 no lavon’ ny balan’ny Polisy teo noho eo ary tavela teo ihany koa ny bajaj 01 nangalarina saika hanaovana ilay fanafihana.

UNITÉ SPECIALE D’INTERVENTION – FARITRA TOAMASINA : ANDIAN-JIOLAHY MITAM-BASY SAIKA HANAO FANAFIHANA NO LAVON’ NY BALAN’NY POLISY

Vous pourrez aussi aimer