FIVAPOVA – FIAROVANA IREO ZAZA AMIN’NY HERISETRA : AFA-PO SY NANDRAY LESONA IREO TONGA NAMONJY NY FAMELABELARAN-KEVITRA

Nahazo torohevitra mahakasika ny fiarovana ireo Zaza amin’ny herisetra mety hianjady aminy eny anivon’ny fiaraha-monina ireo olona tonga nihaino sy nandray anjara tamin’ilay famelabelaran-kevitra nokarakarain’ny FIVAPOVA tetsy amin’ny Plaza Ampefiloha. Nambaran’ny Ramatoa vadin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka RANDRIANARISON Holy, izay Filoha

FARITRA MATSIATRA AMBONY – FANATANTERAHANA NY VELIRANON’NY FILOHAM-PIRENENA : MITOHY NY FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA :

Ho fanatanterahana ny velirano napetrak’Andriamatoa Filohan’ny Repoblikan’ny Madagasikara mahakasika ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra amin’ireo distrika rehetra manerana an’i Madagasikara dia tonga nitsidika ny faritra Matsiatra Ambony ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka niaraka tamin’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana ary ny

FILAZANA FIKAROHANA

Ireto olona hita amin’ny sary ireto dia mpisoloky avokoa. Efa maro ny olona tratran’izy ireo indrindra ireny olona mpandeha amin’ireny toerana fialamboly ireny ( bar, karaoké…) . Mody hampireven’izy telo lahy ireo olona jonoiny no sady mampidera vola izy ireo.