DRSP SAVA- FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA : NANOMBOKA IHANY KOA NY FANANGANANA BIRAOM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA AO SAMBAVA

Noentina am-bavaka ny fanorenana ny biraom-paritry ny filaminam-bahoaka ao Sambava mba ho vita soa aman-tsara ny asa fanorenana entina manampy sy miaro ny vahoaka ao amin’ny faritra Sava.

Tsara ny manamarika fa tafiditra ao anatin’ny veliranon’ny filoham-pirenena amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra amin’ireo faritra rehetra manerana ny nosy izao fanorenana foto-drafitr’asa manara-penitra ao Sambava izao.

DRSP SAVA- FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA : NANOMBOKA IHANY KOA NY FANANGANANA BIRAOM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA AO SAMBAVA

Vous pourrez aussi aimer