UNITE D’INTERVENTION RAPIDE : JIOLAHY 01 MITAM-BASY , LAVON’NY BALAN’NY POLISY TETSY 67 HA

Mitohy ny ezaka ataon’ny Polisim-pirenena amin’ny famongorana ireo jiolahy mpamono olona sy mpambotry vahoaka.

Jiolahy iray saika hanao fanafihana mitam-basy tetsy amin’ny faritra 67 ha no lavon’ny balan’ny Polisy raha tafatsoaka kosa ireo namany roalahy. Polisy mpanao fisafoana tamin’ny alina no nifanena tamin’ireto jiolahy ary saika hampiasa ny fitaovana teny aminy ity jiolahy ity nandritra ny fanenjehana ireto olon-dratsy ka izay no nahafaty azy.

Tsara hatrany ny mamerina ny laharana hahazoana ny Polisy fa hanampy antsika vahoaka izany amin’ny ora tsy ampoizina

POLICE SECOURS :

020 22 281 70

O34 05 531 20

UNITE D’INTERVENTION RAPIDE : JIOLAHY 01 MITAM-BASY , LAVON’NY BALAN’NY POLISY TETSY 67 HA

Vous pourrez aussi aimer