FILAZANA FIKAROHANA

Ireto olona hita amin’ny sary ireto dia mpisoloky amin’ny resaka fivarotana fiara no sady mpampiasa taratasy sandoka ary miaraka miray tsikombakomba. Toy izao ny mombamomba azy ireo:

Anarana : OUBADI

Fanampiny : Fakrou Fathy

Teraka ny : 30 Desambra 1990 tao Antsaravibe

Toerana nahitana azy farany : Diego Suarez

Anarana : RAMAHAKAJY

Fanampiny : Lahy Christophe

Teraka ny : 04 Mai 1990 tao Nosy be Hell ville

Asa : Mpitantana ny orinasa BOATS IN LIMITED ao Nosy be Hell ville

Toerana nahitana azy farany : Diego hely/ Dar-es-salam/ Nosy be

Iangaviana izay mahita na mahalala ireto olona manaraka ireto mba hampandre ny Polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika fahatelo Anosy na ny laharana :

0340552694

0340551726

Ny Polisim-pirenena dia manome toky fa tanana ho Tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

Ampahafantarina ny rehetra fa izay mampiantrano na mitahiry na manafina olon-dratsy dia naman’ny mpiray Tsikombakomba aminy ka tsy maintsy hohenjehana amin’ny lalàna.

FILAZANA FIKAROHANA

Vous pourrez aussi aimer