FIP ANTANIMORA : ZAZAKELY HITAN’NY POLISY TETSY ANTANINARENINA ANDROANY HARIVA

Iangaviana izay mahalala na mahafantatra ity Zaza ity mba ho tonga eny amin’ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona fa hitan’ ny Polisy mpanao fisafoana tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina ity zazakely ity.

Manodidina ny 08 volana hatramin’ny herintaona mahery eo ho eo ity zazavavikely ity ary zarazara fihodirana.

Manao ny Fanentanana ihany koa ny Polisy amintsika Ray aman-dreny mba handray ny andraikiny ka hanara-maso sy hitantana ny zanany rehefa mivoaka ny trano indrindra amin’ireny toerana mahavory olona ireny hisorohana ny tranga toy izao

FIP ANTANIMORA : ZAZAKELY HITAN’NY POLISY TETSY ANTANINARENINA ANDROANY HARIVA

Vous pourrez aussi aimer