COSPN TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA SOKAJY N1B EO AMIN’NY TARANJA BASKET-BALL : NAHAZO FANOMEZANA MANOKANA AVY AMIN’NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

Ankoatra ny taratasy fankasitrahana dia nahazo fanomezana avy amin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ireto mpilalaon’ny COSPN N1B ireto rehefa nandrombaka ny tompondakan’i Madagasikara ny Alahady lasa teo. Nankasitraka ny ezaka vitan’ny ekipa ny Minisitra ary nankahery sahady ireo Mpilalao hanome ny tsara hatrany amin’ny fanandratana ny lokon’ny Polisim-pirenena.

Marihina fa tao anatin’ity ekipa ity ihany koa no nahazo ny mpilalao mendrika nandritra ny fifaninanana hiadiana ho tompon’ny Madagasikara taranja Basket-ball

 

COSPN TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA SOKAJY N1B EO AMIN’NY TARANJA BASKET-BALL : NAHAZO FANOMEZANA MANOKANA AVY AMIN’NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

Vous pourrez aussi aimer