CSP 8 ANALAMAHITSY – FAMAKIANA FIARA : TRATRAN’NY POLISY TEO AM-PAKANA AUTO RADIO

Voasambotrin’ ny Polisy niaraka tamin’ny auto radio avy nangalarina ity tovolahy ity taorian’ny antson’ny fokonolona nahita azy namaky fiara 01 izay mipetraka amoron-dalana tetsy Nanisana. Mbola tratra teny amin’ity tovolahy ity ihany koa ireo fitaovana entiny mamaky fiara. Mankasitraka ihany koa ny fanampian’ny fokonolona tamin’ny antso fanairana ny manodidina ka nahafahan’ny Polisy nahita sy nanenjika ity tovolahy ity

Anterina hatrany ny fanentanana ho antsika rehetra mivoaka ny trano mba ho mailo hatrany fa ny ratsy akory tsy kely lalana

CSP 8 ANALAMAHITSY – FAMAKIANA FIARA : TRATRAN’NY POLISY TEO AM-PAKANA AUTO RADIO

Vous pourrez aussi aimer