FILAZANA FIKAROHANA

Ireto olona hita amin’ny sary ireto dia sady mpisoloky no mpampiasa taratasy sandoka maro samihafa no miray tsikombakomba ihany koa. Toy izao ny mombamomba azy ireo :

Anarana : RAZANAKOTO HARIMALALA

Fanampiny : ZANOA MARCELLE fantatra amin’ny anarana ihany koa hoe « Violette » na « Lalasoa Nirina »

Teraka ny : 19 Mai 1973 tao Itaosy

Toerana nahitana azy farany : B-531 Andavamamba Anjezika-II Antananarivo-I

Anarana : RAZAFINDRAKOTO HERY JAONA

Fanampiny: « JENNER « Antsoina ihany koa hoe « HONORE  »

Teraka ny : 19 Mai 1973 tao Itaosy

Toeram-ponenany farany : B-531 Andavamamba Anjezika-II

Anarana : RANDRIAMBOLA

Fanampiny : ANDRY ERIC

Teraka ny : 17 MARS 1982 tao ILAKAKA

Toeram-ponenany farany : IVB 90 ANDRAVOAHANGY

Iangaviana izay mahita na mahalala ireto olona miseho sary ireto mba hampandre haingana ny DIRECTION DE LA POLICE ECONOMIQUE ANOSY (DPE) na hiantso ny laharana :

034 60 929 06

034 06 471 81

Ny Polisim-pirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

Ampahafantarina ny rehetra fa izay mandray na mampiantrano na manafina olon-dratsy dia raisina ho mpiray tsikombakomba aminy ka hohenjehana araka ny lalàna

FILAZANA FIKAROHANA

Vous pourrez aussi aimer