{"id":1430,"date":"2020-07-31T08:45:19","date_gmt":"2020-07-31T06:45:19","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=1430"},"modified":"2020-07-31T08:45:19","modified_gmt":"2020-07-31T06:45:19","slug":"csp8-analamahitsy-fankasitrahana-polisy-mendrika","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2020\/07\/31\/csp8-analamahitsy-fankasitrahana-polisy-mendrika\/","title":{"rendered":"CSP8 ANALAMAHITSY: FANKASITRAHANA POLISY MENDRIKA"},"content":{"rendered":"<p><strong>CSP8 ANALAMAHITSY : NAHAZO FANKASITRAHANA TAMIN\u2019NY LEHIBENY ILAY POLISY NAMONJY OLONA LANAKY NY HANOHANANA<\/strong><\/p>\n<p>Andro vitsivitsy lasa izay, dia nisy nanaparitaka tamin\u2019ny tambazotran-tserasera FB ny Polisy iray nanampy olona iray lanaky ny hanohanana hitany teny anaty tan\u00e0na nandritra ny fisafoana nataony ka nanome mofo sy rano ilay rangahy.<br \/>\n<span style=\"min-height: 16px;\">Mba ho fankasitrahana ilay Polisy miasa ao amin\u2019ny Commissariat de Police Boriboritany fahavalo ANALAMAHITSY dia notoloran\u2019ny lehiben&rsquo;ny<span class=\"yiv4672392947gmail-textexposedshow\"> \u00ab\u00a0Commissariat Central\u00a0\u00bb fanamiana feno izy hahafahany manohy ny asa tsara sahaniny. Natao izao fanehoana fankasitrahana izao ho fankan-tahaka ho an\u2019ny Polisy rehetra. <\/span><br \/>\n<span class=\"yiv4672392947gmail-textexposedshow\">Eo anivon&rsquo;ny Polisim-pirenena dia misy ny fanasaziana miabo sy ny fanasaziana miiba ka izay mandika lal\u00e0na na manao ny tsy mety dia iharan\u2019ny sazy mendrika ny fahadisoana nataony, izay manao ny mety toy ny fihetsika nataon\u2019ity Polisy ity dia mendrika fankasitrahana satria fihetsika manome lanja ny zon\u2019olombelona.<br \/>\nAmpirisihina isika rehetra tsy hisalasala ka hampahafantatra ny zavatra ataon\u2019ny Polisy ka tsy ny tsy mety ihany no haseho fa ny tsara toy izao koa.<br \/>\n<em><strong>Afaka miantso ny laharana 117 na ny 034 05 517 04 na manatona ny sampan-draharaha misahana ny fanaraha-maso ny asan\u2019ny Polisim-pirenena (IGPN) ANOSY raha misy fitaraianana atao.<\/strong><\/em><\/span><\/span><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>CSP8 ANALAMAHITSY : NAHAZO FANKASITRAHANA TAMIN\u2019NY LEHIBENY ILAY POLISY NAMONJY OLONA LANAKY NY HANOHANANA Andro vitsivitsy lasa izay, dia nisy nanaparitaka tamin\u2019ny tambazotran-tserasera FB ny Polisy iray nanampy olona iray lanaky ny hanohanana hitany teny anaty tan\u00e0na nandritra ny fisafoana<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":1431,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-1430","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1430","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1430"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1430\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1432,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1430\/revisions\/1432"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1431"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1430"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1430"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1430"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}