{"id":15980,"date":"2026-02-16T11:15:20","date_gmt":"2026-02-16T08:15:20","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=15980"},"modified":"2026-02-16T11:15:20","modified_gmt":"2026-02-16T08:15:20","slug":"ady-aminny-herisetra-sy-fiarovana-ny-zaza-manome-lanja-ny-fisorohana-mialoha-aminny-alalanny-fanentanana-ataonny-polisimpirenena","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/02\/16\/ady-aminny-herisetra-sy-fiarovana-ny-zaza-manome-lanja-ny-fisorohana-mialoha-aminny-alalanny-fanentanana-ataonny-polisimpirenena\/","title":{"rendered":"ADY AMIN\u2019NY HERISETRA SY FIAROVANA NY ZAZA : MANOME LANJA NY FISOROHANA MIALOHA AMIN\u2019NY ALALAN\u2019NY FANENTANANA ATAON\u2019NY POLISIMPIRENENA"},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-15980\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-15980-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-15980-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-15980-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>-Ady amin\u2019ny herisetra<br \/>\n-Nanao hetsika fanentanana sy fisorohana ny herisetra atao amin\u2019ny ankizy ny Polisimpirenena tany amin\u2019ny faritra maro teto Madagasikara nandritra ny 13 sy 14 Febroary 2026, ho fanamafisana ny fiarovana ny zaza sy hisorohana mialoha ny fandikan-dal\u00e0na.<br \/>\n-Tany Amboasary Atsimo, ny alin\u2019ny 13 Febroary, nanao fidinana tampoka teny amin\u2019ireo trano fandraisam-bahiny ny Polisy avy ao amin\u2019ny Kaomisaria Amboasary Atsimo, nanentana sy nampahatsiahy ireo tomponandraikitra momba ny adidy sy andraikiny amin\u2019ny fiarovana ny ankizy ary ny fisorohana ny herisetra mety hiseho.<br \/>\n-Tany Fianarantsoa kosa, tamin\u2019io andro io ihany, tao amin\u2019ny Kolejy Sainte Monique Mok\u00e0na, dia nisy fanentanana nataon\u2019ny Polisy miasa ao amin\u2019ny Sampandraharaha miady amin\u2019ny heloka mamoafady sy miaro ny zaza sy ny olona marefo. Nohazavaina tamin\u2019izany ny zon\u2019ny ankizy, ny karazana herisetra mifototra amin\u2019ny maha-lahy sy maha-vavy, ny andraikitry ny olom-pirenena amin\u2019ny fitorohana raha misy trangana herisetra, ary ny fomba fandraisana an-tanana ny lasibatra.<br \/>\nNitohy ny 14 Febroary 2026 tao amin\u2019ny Kolejy Saint Pierre Claver Ambozontany izany, nisy ny fanentanana ho an\u2019ny ray aman-dreny nataon&rsquo;ny BFP tao anatin\u2019ny \u201c\u00e9cole des parents\u00a0\u00bb. Nohazavaina ny lal\u00e0na miaro ny zon\u2019ny zaza, ny karazana herisetra efatra, ny herisetra sy fanorisorenana an-tsekoly, ary ny maha zava-dehibe ny fifampiresahana ray aman-dreny sy zanaka. Nizar\u00e0na laharana maika ihany koa raha misy tranga mila fanampiana. Efa nahitana vokatra ireo fanentanana ka nandraisana fepetra avy hatrany, ary nohamafisina ny fisafoana.<br \/>\n-Ny alin\u2019ny 13 Febroary ihany koa, tany Tolagnaro, niara-niasa ny PMPM, ny BFP, ny FIP ary ny UIR nanao fidinana ifotony teny amin\u2019ireo trano fisotroana sy toeram-pandihizana mba hanaraha-maso ny fisian\u2019ny zaza tsy ampy taona sy hanentanana amin\u2019ny ady amin\u2019ny herisetra sy fanararaotana.<br \/>\n-Tany Antsirabe, ny 13 Febroary 2026, dia nanatanteraka fanentanana ho an\u2019ireo ankizy mipetraka ao Grandira ny PMPM Antsirabe. Nifantoka tamin\u2019ny fiarovana ny ankizy ny fanazavana, ka noresahana manokana ny herisetra atao amin\u2019ny zaza tsy ampy taona, ny halatra, ny loza ateraky ny rongony, toaka ary paraky, ary ny voka-dratsin\u2019ny filok\u00e0na.<br \/>\n-Nampahafantarina ihany koa ny fitondran-tena tokony harahina mba hisorohana ny loza sy fandikan-dal\u00e0na, tanjona ny hampitombo ny fahalalan\u2019ny ankizy sy hanamafisana ny fisorohana.<br \/>\n-Ireo hetsika rehetra ireo dia maneho fa manome lanja manokana ny fisorohana mialoha ny Polisimpirenena, amin\u2019ny alalan\u2019ny fanentanana sy fanabeazana ny mpiray Tanindrazana, indrindra ny ankizy sy ny raiamandreny, mba hiarovana ny zaza sy hampihen\u00e0na ny tranga herisetra eny anivon\u2019ny fiarahamonina.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>-Ady amin\u2019ny herisetra -Nanao hetsika fanentanana sy fisorohana ny herisetra atao amin\u2019ny ankizy ny Polisimpirenena tany amin\u2019ny faritra maro teto Madagasikara nandritra ny 13 sy 14 Febroary 2026, ho fanamafisana ny fiarovana ny zaza sy hisorohana mialoha ny fandikan-dal\u00e0na. -Tany<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":15982,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-15980","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/15980","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=15980"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/15980\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":15983,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/15980\/revisions\/15983"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/15982"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=15980"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=15980"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=15980"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}