{"id":16976,"date":"2026-03-31T09:44:17","date_gmt":"2026-03-31T06:44:17","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=16976"},"modified":"2026-03-31T09:44:17","modified_gmt":"2026-03-31T06:44:17","slug":"fianarantsoa-mpamaky-trano-miisa-05-ka-vehivavy-ny-iray-no-voasambotry-ny-polisimpirenena","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/03\/31\/fianarantsoa-mpamaky-trano-miisa-05-ka-vehivavy-ny-iray-no-voasambotry-ny-polisimpirenena\/","title":{"rendered":"FIANARANTSOA : MPAMAKY TRANO MIISA 05 KA VEHIVAVY NY  IRAY NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA."},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-16976\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-16976-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-16976-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-16976-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>&#8211; Ady amin\u2019ny tsy fandriampahalemana.<br \/>\n\u200e- Ahitam-bokany hatrany ny fanatanterahana ny \u00ab\u00a0Op\u00e9ration Mahomby\u00a0\u00bb ataon\u2019ny Kaomisaria Foibe ao Fianarantsoa. Eo rahateo ny vahoaka izay matoky ny Polisimpirenena ka manome loharanom-baovao, ary tanana tsiambaratelo hatrany izy ireny.<br \/>\n&#8211; Ny 19 Martsa 2026 tao Igaga taorian\u2019ny fitoriana voaray momba ny vaky trano; nanao ny fanadihadiana ny Polisimpirenena ka voasambotra ny 24 martsa tao an-toerana ihany ny olona roa ka vehivavy ny iray izay tomponantoka tamin\u2019izany. Naverina tamin\u2019ny tompony ny finday \u00ab\u00a0marque Wiko\u00a0\u00bb halatra izay tratra tany amin\u2019izy ireo rehefa vita fanamarinana.<br \/>\n\u200e- Ny 24 Martsa 2026 tany Ampasambazaha sy ny manodidina no voasambotra ihany koa ny lehilahy telo izay efa malaza ratsy amin\u2019ny vaky trano. Ity andian-jiolahy ity dia mpampihorohoro amin\u2019ny faritra Andrainjato, Soanierana, ary Ambodirano.<br \/>\nNahatrarana entana halatra maro tany amin\u2019izy ireo toy ny : fahitalavitra fisaka, fanamafisam-peo, akoho amam-borona ary kojakojan-dakozia maro.<br \/>\n&#8211; Nahitana fitaovana toy ny \u00ab\u00a0barre \u00e0 mine\u00a0\u00bb sy famaky izay fampiasa rehefa manao ny asa ratsy ihany koa ireto jiolahy ireto.<br \/>\n&#8211; \u200eNy Polisimpirenena dia tsy mitsahatra mitady ny fomba rehetra hisamborana ireo mpanao ratsy eny amin\u2019ny fiarahamonina mba ho tamberin\u2019andraikitra amin\u2019ny vahoaka.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>&#8211; Ady amin\u2019ny tsy fandriampahalemana. \u200e- Ahitam-bokany hatrany ny fanatanterahana ny \u00ab\u00a0Op\u00e9ration Mahomby\u00a0\u00bb ataon\u2019ny Kaomisaria Foibe ao Fianarantsoa. Eo rahateo ny vahoaka izay matoky ny Polisimpirenena ka manome loharanom-baovao, ary tanana tsiambaratelo hatrany izy ireny. &#8211; Ny 19 Martsa 2026<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":16978,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-16976","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/16976","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=16976"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/16976\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":16979,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/16976\/revisions\/16979"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/16978"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=16976"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=16976"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=16976"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}