{"id":17106,"date":"2026-04-08T09:29:00","date_gmt":"2026-04-08T06:29:00","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=17106"},"modified":"2026-04-08T09:29:00","modified_gmt":"2026-04-08T06:29:00","slug":"manjakaray-tambajotrana-mpisoloky-nahitana-olona-07-voasambotry-ny-polisimpirenena","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/04\/08\/manjakaray-tambajotrana-mpisoloky-nahitana-olona-07-voasambotry-ny-polisimpirenena\/","title":{"rendered":"MANJAKARAY : TAMBAJOTRANA MPISOLOKY NAHITANA, OLONA 07 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA."},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-17106\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-17106-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-17106-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-17106-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>&#8211; Ady amin&rsquo;ny tsy fandriam-pahalemana.<br \/>\n&#8211; Naharitra ela ny asa ratsin\u2019ireto tambajotran\u2019olona mpisoloky ireto. Maro ny olona efa nitaraina ary tena fetsy sy malama izy ireo satria efa ela ihany koa no nikarohan\u2019ny Polisy azy ireo ary izao tratra izao no niafarany.<br \/>\n&#8211; Fisolokiana avo lenta amin\u2019ny sehatry ny varotra no nahafantarana azy ireo: fividianana sy fivarotana vokatra toy ny vary, katsaka ary voamaina. Tambajotra serasera no fitaovana ampiasainy voalohany hitadiavana ireo olona ho lasibatra. Tsara omana ny paika entiny miady, manofa trano sy fiara mba hanamafisana ny fitaka.<br \/>\n&#8211; Manao fifanarahana ara-barotra mihitsy, fanomezana vola mialoha kely mba hisian\u2019ny fitokisana kanefa rehefa voarainy ny entana, dia tsy hita popoka intsony izy ireto. An-tapitrisa maro no efa azony.<br \/>\n&#8211; Tsy vitan\u2019izay fa mbola nampiasa taratasy hosoka sy kara-panondro sandoka izy ireo mba tena hahavoafitaka an\u2019ireo lasibatra.<br \/>\n&#8211; Taorian\u2019ny vela-pandrika nataon\u2019ny Polisin\u2019ny Brigade Criminelle Anosy dia tratra tao amin\u2019ny tokan-trano iray teny Manjakaray izy ireo ny talata 31 Martsa 2026.<br \/>\nLehilahy 04 sy vehivavy 03 no voasambotra, ary fantatra fa misy amin\u2019izy ireo no efa mpameri-keloka.<br \/>\n&#8211; Nentina avy hatrany natao fanadihadiana izy ireo, ary natolotra ny Fampanoavana ny 07 aprily 2026 ka nidoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora.<br \/>\n-INy Polisimpirenena dia manentana mba hitandrina sy ho malina hatrany ny fifanarahana atao, indrindra raha amin\u2019ny alalan\u2019ny tambajotra serasera. Aza mora matoky raha tsy mazava sy voamarina ny antontan-taratasy sy ny olona ifampiraharah\u00e0na.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>&#8211; Ady amin&rsquo;ny tsy fandriam-pahalemana. &#8211; Naharitra ela ny asa ratsin\u2019ireto tambajotran\u2019olona mpisoloky ireto. Maro ny olona efa nitaraina ary tena fetsy sy malama izy ireo satria efa ela ihany koa no nikarohan\u2019ny Polisy azy ireo ary izao tratra izao<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":17108,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-17106","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/17106","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=17106"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/17106\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":17109,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/17106\/revisions\/17109"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/17108"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=17106"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=17106"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=17106"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}