{"id":17791,"date":"2026-05-18T09:51:15","date_gmt":"2026-05-18T06:51:15","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=17791"},"modified":"2026-05-18T09:51:15","modified_gmt":"2026-05-18T06:51:15","slug":"fianarantsoa-jiolahy-mpamaky-trano-miisa-telo-no-voasambotry-ny-polisimpirenena-nandritra-ny-hetsika-mahomby","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/05\/18\/fianarantsoa-jiolahy-mpamaky-trano-miisa-telo-no-voasambotry-ny-polisimpirenena-nandritra-ny-hetsika-mahomby\/","title":{"rendered":"FIANARANTSOA : JIOLAHY MPAMAKY TRANO MIISA TELO NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA NY HETSIKA MAHOMBY"},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-17791\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-17791-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-17791-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-17791-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>\ud83c\udfafMitohy hatrany ny ezaka ataon\u2019ny Polisimpirenena ao Fianarantsoa amin\u2019ny ady amin\u2019ny tsy fandriam-pahalemana ary hita fa mametraka fahatokisana amin\u2019ny Polisy ny vahoaka amin\u2019ny alalan\u2019ny fampitam-baovao sy fitorohana ireo tranga miseho eny anivon\u2019ny fiaraha-monina.<br \/>\n\ud83d\udc6eJiolahy miisa telo no voasambotry ny Polisy miasa ao amin\u2019ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa taorian\u2019ireo fitarainana voaray mahakasika vaky trano sy halatra.<br \/>\n\ud83d\udd39 Raharaha vaky trano teny Sahalava<br \/>\nTaorian\u2019ny fikarohana sy fanadihadiana nataon\u2019ny Polisy momba ny vaky trano nitranga tao Sahalava ny herinandro teo dia lehilahy iray 23 taona no voasambotra ny 12 May 2026. Nandritra ny fisavana natao taminy no nahitana solosaina sy finday halatra tao aminy. Niaiky nandritra ny famotorana ity lehilahy ity fa isan\u2019ireo nanatanteraka vaky trano miisa efatra tao amin\u2019io fokontany io izy, ary nanondro ireo namany roa lahy mpividy ireo entana halatra izay efa karohina ihany koa.<br \/>\n\ud83d\udd39 Halatra vola tao amin\u2019ny trano fandraisam-bahiny<br \/>\nNy 13 May 2026 indray, lehilahy iray mivahiny ao Fianarantsoa no nampandre ireo Polisy nanao fisafoana teny amin\u2019ny manodidina ny fiantsonan\u2019ny fiara atsimon\u2019i Fianarantsoa fa nisy nangalatra tao amin\u2019ny trano fandraisam-bahiny nitoerany ny volany 3.100.000 ariary. Nisokatra avy hatrany ny fanadihadiana ka tsy ela dia voasambotra ireo olona roa lehilahy sy Vehivavy tompon\u2019antoka tamin\u2019izany noho ny fampias\u00e0na ny fahaiza-manoan\u2019ireo Polisy. Mbola hita teny amin\u2019izy ireo ny vola nangalarina ka efa tafaverina amin\u2019ilay tompony.<br \/>\n\ud83d\udccc Natolotra ny Fampanoavana ny 15 May 2026 ireto voarohirohy ireto ary nidoboka am-ponja avokoa.<br \/>\n\u26a0\ufe0f Manentana hatrany ny vahoaka ny Polisimpirenena mba tsy hisalasala hampandre avy hatrany ny mpitandro filaminana raha sendra trangana tsy fandriam-pahalemana eny anivon\u2019ny fiaraha-monina.<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\ud83c\udfafMitohy hatrany ny ezaka ataon\u2019ny Polisimpirenena ao Fianarantsoa amin\u2019ny ady amin\u2019ny tsy fandriam-pahalemana ary hita fa mametraka fahatokisana amin\u2019ny Polisy ny vahoaka amin\u2019ny alalan\u2019ny fampitam-baovao sy fitorohana ireo tranga miseho eny anivon\u2019ny fiaraha-monina. \ud83d\udc6eJiolahy miisa telo no voasambotry ny Polisy<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":17793,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-17791","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/17791","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=17791"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/17791\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":17794,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/17791\/revisions\/17794"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/17793"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=17791"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=17791"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=17791"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}