{"id":18773,"date":"2026-07-10T10:12:17","date_gmt":"2026-07-10T07:12:17","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=18773"},"modified":"2026-07-10T10:12:18","modified_gmt":"2026-07-10T07:12:18","slug":"morondava-lehilahy-tsy-nakasitrahanny-reninilay-tovovavy-hisakaiza-aminny-zanany-ka-niantsoany-fitsaram-bahoaka-niditra-an-tsehatra-ny-polisimpirenena","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/07\/10\/morondava-lehilahy-tsy-nakasitrahanny-reninilay-tovovavy-hisakaiza-aminny-zanany-ka-niantsoany-fitsaram-bahoaka-niditra-an-tsehatra-ny-polisimpirenena\/","title":{"rendered":"MORONDAVA : LEHILAHY TSY NAKASITRAHAN&rsquo;NY RENIN&rsquo;ILAY TOVOVAVY HISAKAIZA AMIN&rsquo;NY ZANANY KA NIANTSOANY FITSARAM-BAHOAKA, NIDITRA AN-TSEHATRA NY POLISIMPIRENENA"},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-18773\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-18773-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-18773-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-18773-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>&#8211; Ny 29 Jona 2026, dia nisy tovovavy 17 taona tsy hita popoka rehefa niala tao an-tranony hihazo ny sekoly tao Morondava, nefa tsy nody intsony. Taorian&rsquo;izay dia nametraka fitoriana tao amin&rsquo;ny Polisimpirenena ny rainy, ka natomboka avy hatrany ny fikarohana sy ny fanadihadiana.<br \/>\n&#8211; Vokatr&rsquo;izany ezaka izany, dia hita ny Alakamisy 09 Jolay 2026 tamin&rsquo;ny 08 ora hariva, tao amin&rsquo;ny Fokontany Avaradrova, Kaominina Ambonivohitra Morondava, ilay tovovavy, niaraka tamina lehilahy 29 taona voalaza fa sakaizany.<\/p>\n<p>-Nandray antso momba ny lehilahy iray ahiahiana ho mpangala-jaza tao amin&rsquo;ny Fokontany Ambalanomby, Kaominina Ambonivohitra Morondava, ny Polisimpirenena ny 09 Jolay 2026.<br \/>\n&#8211; Tonga haingana teny an-toerana izy ireo ka hita fa nifanenjehan&rsquo;ny fokonolona tokoa ilay tovolahy ary nokasain&rsquo;izy ireo ho vonoina hatao fitsaram-bahoaka saingy voaaron&rsquo;ny Polisimpirenena.<br \/>\n&#8211; Rehefa natao ny famotorana rehetra dia tovovavy kely mpifankatia taminy no niresaka taminy tamin&rsquo;io fotoana io saingy tsy mankasitraka izay ny renin&rsquo;ilay vehivavy ka niapanga azy ho mpangala-jaza.<br \/>\n&#8211; Ilay lehilahy kosa dia nanokafana fanadihadiana noho ny fanodikondinana zaza tsy ampy taona.<br \/>\n&#8211; Manoloana ny tranga tahaka izao dia entanina hatrany isika hiantso ny mpitandro ny filaminana amin\u2019ny il\u00e0na izany mba hisorohana ny mety ho fahadisoana.<br \/>\n&#8211; Ny fitondram-panjak\u00e0na amin\u2019ny alalan&rsquo;ireo mpitandro ny filaminana dia mijoro hiaro ny mpiray Tanindrazana.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>&#8211; Ny 29 Jona 2026, dia nisy tovovavy 17 taona tsy hita popoka rehefa niala tao an-tranony hihazo ny sekoly tao Morondava, nefa tsy nody intsony. Taorian&rsquo;izay dia nametraka fitoriana tao amin&rsquo;ny Polisimpirenena ny rainy, ka natomboka avy hatrany ny<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":18775,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-18773","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/18773","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=18773"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/18773\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":18776,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/18773\/revisions\/18776"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/18775"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=18773"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=18773"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=18773"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}