{"id":19625,"date":"2026-08-11T09:01:44","date_gmt":"2026-08-11T06:01:44","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=19625"},"modified":"2026-08-11T09:01:44","modified_gmt":"2026-08-11T06:01:44","slug":"tambazotra-mpanondrana-olona-aminny-alalanny-fampanambadiana-an-tery-sinoa-ravanny-polisimpirenena","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/08\/11\/tambazotra-mpanondrana-olona-aminny-alalanny-fampanambadiana-an-tery-sinoa-ravanny-polisimpirenena\/","title":{"rendered":"TAMBAZOTRA MPANONDRANA OLONA AMIN\u2019NY ALALAN\u2019NY FAMPANAMBADIANA AN-TERY SINOA RAVAN\u2019NY POLISIMPIRENENA"},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-19625\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-19625-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-19625-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-19625-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>&#8211; Ny 06 Aogositra 2026, dia vehivavy iray nokasaina halefa any Chine no voasakan\u2019ny Polisiy misahana ny fiarovana ny sisin-tany sy ny habaka teny Ivato, noho ny ahiahy momba ny famarinana olombelona.<br \/>\n&#8211; Natolotra ny Polisy miasa ao amin\u2019ny Sampandraharaha Misahana ny Fanadihadiana Manokana sy ny Ady amin\u2019ny Hosoka ary ny fanondranana Olombelona eny Ivato ny fanadihadiana taorian\u2019izay.<br \/>\n&#8211; Fantatra nandritra ny fikarohana fa nokasaina hampanambadiana teratany sinoa ilay tovovavy voasakana ary notambazana hahazo 10 tapitrisa Ariary rehefa tonga any Chine sy vita ny fanambadiana. Raha ny hita tany aloha anefa dia misy fitaka hatrany ao ambadik&rsquo;izany<br \/>\n&#8211; Tao anatin\u2019ny famotorana hatrany no nahafantarana fa misy tambazotra mikarakara ny fandefasana vehivavy any Chine ho ampanambadiana sinoa.<br \/>\n&#8211; Olona efatra no voasambotry ny Polisy noho ity raharaha ity ny 06 Aogositra 2026 ary mbola teo am-panomanana vehivavy hafa ho alefa any Chine izy ireo tamin\u2019izay.<br \/>\n&#8211; Nahitana fitombokase hosoka miisa dimy, antontan-taratasy maro ary pasipaoro Malagasy 10 teny am-pelatanan\u2019ireo voasambotra.<br \/>\n&#8211; Fantatra fa efa nisy vehivavy maromaro nalefa tany Chine tamin\u2019ity tambazotra ity, ary tombanana ho 100 tapitrisa Ariary ny vola azon\u2019izy ireo amin\u2019ny vehivavy iray.<br \/>\n&#8211; Fantatra fa efa nisy niharan\u2019ny fampijaliana ny vehivavy roboka sy voafitaka tamin\u2019ity fampanambadiana tera-tany sinoa ity.<br \/>\n&#8211; Natolotra ny Fampanoavana ny 10 Aogositra 2026 ireo olona efatra ary naiditra am-ponja avokoa.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>&#8211; Ny 06 Aogositra 2026, dia vehivavy iray nokasaina halefa any Chine no voasakan\u2019ny Polisiy misahana ny fiarovana ny sisin-tany sy ny habaka teny Ivato, noho ny ahiahy momba ny famarinana olombelona. &#8211; Natolotra ny Polisy miasa ao amin\u2019ny Sampandraharaha<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":19627,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-19625","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19625","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=19625"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19625\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":19628,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19625\/revisions\/19628"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/19627"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=19625"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=19625"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=19625"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}