{"id":19849,"date":"2026-08-24T10:30:32","date_gmt":"2026-08-24T07:30:32","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=19849"},"modified":"2026-08-24T10:30:33","modified_gmt":"2026-08-24T07:30:33","slug":"mahajanga-aranta-vehivavy-36-taona-voasambotry-ny-polisimpirenena-noho-ny-herisetra-sy-heloka-mamoafady-taminireo-zazavavy-tsy-ampy-taona-miisa-13","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/08\/24\/mahajanga-aranta-vehivavy-36-taona-voasambotry-ny-polisimpirenena-noho-ny-herisetra-sy-heloka-mamoafady-taminireo-zazavavy-tsy-ampy-taona-miisa-13\/","title":{"rendered":"MAHAJANGA \u2013 ARANTA : VEHIVAVY 36 TAONA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY HERISETRA SY HELOKA MAMOAFADY TAMIN\u2019IREO ZAZAVAVY  TSY AMPY TAONA MIISA 13"},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-19849\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-19849-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-19849-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-19849-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>\ud83d\udc49 Fiarovana ny zaza tsy ampy taona sy ny olona marefo<br \/>\n\u26a0\ufe0f Ny 21 Aogositra 2026, tokony ho tamin\u2019ny 08 ora maraina, dia voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin\u2019ny PMPM, Fitalevam-paritry ny Filaminambahoaka Boeny, tao amin\u2019ny Fokontany Aranta, ny vehivavy iray 36 taona, taorian\u2019ny fampandrenesana voaray momba ny fihetsika mamoafady natao tamin\u2019ireo zazavavy miisa 13, izay eo anelanelan\u2019ny 04 ka hatramin\u2019ny 15 taona.<br \/>\n\u203c\ufe0fFantatra nandritra ny fanadihadiana fa nampanaovina fihetsika mamoafady ireo ankizy ary nalaina saryv ka tambazana vola.<br \/>\nNy zaza iray 11 taona, izay isan\u2019ireo nampandraisina anjara tamin\u2019ity fihetsika mamoafady ity, dia voakapoka rehefa nand\u00e0 tsy hanao izany.<br \/>\n\ud83d\udd75\ufe0f\u200d\u2642\ufe0fTaorian\u2019ny nahazoan\u2019ny Polisy vaovao avy amin\u2019ny olona tsara sitra-po momba ny zava-nitranga, dia nidina teny an-toerana avy hatrany ireo mpitandro filaminana ka nahatratra sy nisambotra ilay vehivavy 36 taona tomponantoka tamin\u2019izany.<br \/>\n\u27a1\ufe0f Tanana atao andrimaso ity vehivavy ity ary hanaovana fanadihadiana mialohan\u2019ny hanolorana azy eo anatrehan\u2019ny Fampanoavana. Ireo ankizy kosa dia efa natao fizah\u00e0na ara-pahasalamana ary nahazo fitsaboana izay mila izany.<br \/>\n\u2705Ankasitrahana hatrany ireo olom-pirenena tsara sitra-po mitoroka ny herisetra sy ny fanararaotana atao amin\u2019ny mpiray Tanindrazana tahaka izao.<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\ud83d\udc49 Fiarovana ny zaza tsy ampy taona sy ny olona marefo \u26a0\ufe0f Ny 21 Aogositra 2026, tokony ho tamin\u2019ny 08 ora maraina, dia voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin\u2019ny PMPM, Fitalevam-paritry ny Filaminambahoaka Boeny, tao amin\u2019ny Fokontany Aranta, ny vehivavy<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":19851,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-19849","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19849","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=19849"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19849\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":19852,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19849\/revisions\/19852"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/19851"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=19849"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=19849"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=19849"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}