{"id":19919,"date":"2026-08-27T09:09:15","date_gmt":"2026-08-27T06:09:15","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=19919"},"modified":"2026-08-27T09:09:15","modified_gmt":"2026-08-27T06:09:15","slug":"fianarantsoa-nahitam-bokany-ny-hetsika-mahomby-entina-miady-aminny-tsy-fandriampalamana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/08\/27\/fianarantsoa-nahitam-bokany-ny-hetsika-mahomby-entina-miady-aminny-tsy-fandriampalamana\/","title":{"rendered":"FIANARANTSOA : NAHITAM-BOKANY  NY HETSIKA \u00ab MAHOMBY \u00bb  ENTINA MIADY AMIN\u2019NY TSY FANDRIAMPALAMANA."},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-19919\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-19919-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-19919-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-19919-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>\ud83d\udc6e Nandritra ny fanatanterahana ny hetsika \u00ab MAHOMBY \u00bb tao an-tan\u00e0nan\u2019i Fianarantsoa, dia nohamafisin\u2019ny Polisimpirenena ny fisafoana sy ny fanaraha-maso ireo toerana ahiana hisian\u2019ny asa ratsy, ho fisorohana ny tsy fandriam-pahalemana ary hiarovana ny olona sy ny fananany.<br \/>\n\ud83c\udfcd\ufe0f Ny 04 Aogositra 2026 dia moto iray very tao Fianarantsoa no hitan&rsquo;ny Polisy teny Antarandolo ka naverina tamin\u2019ny tompony rehefa vita fanamarinana. Mitohy kosa ny fikarohana ilay mpangalatra tafaporitsaka.<br \/>\n\ud83d\udc5c Ny 20 Aogositra 2026, dia olona roa no voasambotra noho ny raharaha harom-paosy sy halatra eny an-tsena tao amin\u2019ny tobim-piantsonana Atsimo Ankazindrano. Natolotra ny fitsarana izy ireo ny 24 Aogositra 2026, ka voatazona am-ponja.<br \/>\n\ud83d\udc6e\u200d\u2642\ufe0f Ny 22 Aogositra 2026, voasambotra teny Anjoma ny lehilahy iray 30 taona tompon&rsquo;antoka tamin\u2019ny vaky trano. Nahitana entana very nandritra ny vaky trano roa samihafa teny aminy nandritra ny fisamborana. Fantatra fa efa mpamerin-keloka nigadra in-telo ity lehilahy ity. Natolotra ny fitsarana ny 24 Aogositra 2026 ary voatazona am-ponja .<br \/>\n\ud83c\udfaf Ny 19 Aogositra 2026, lehilahy iray nampiasa vola sandoka no voasambotra ka rehefa natolotra ny Fampanoavana ny 24 Aogositra 2026 dia nidoboka am-ponja.<br \/>\n\u2705 Mitohy hatrany ny hetsika tanterahan&rsquo;ny Polisimpirenena, ankasitrahana ireo tsara sitra-po amin\u2019ny fanomezam-baovao ary mitaona ny rehetra hatrany mba tsy hisalasala hitoroka ireo mpanao ratsy.<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\ud83d\udc6e Nandritra ny fanatanterahana ny hetsika \u00ab MAHOMBY \u00bb tao an-tan\u00e0nan\u2019i Fianarantsoa, dia nohamafisin\u2019ny Polisimpirenena ny fisafoana sy ny fanaraha-maso ireo toerana ahiana hisian\u2019ny asa ratsy, ho fisorohana ny tsy fandriam-pahalemana ary hiarovana ny olona sy ny fananany. \ud83c\udfcd\ufe0f Ny<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":19921,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-19919","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19919","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=19919"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19919\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":19922,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/19919\/revisions\/19922"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/19921"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=19919"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=19919"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=19919"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}