{"id":21283,"date":"2026-11-09T11:39:57","date_gmt":"2026-11-09T08:39:57","guid":{"rendered":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/?p=21283"},"modified":"2026-11-09T11:39:57","modified_gmt":"2026-11-09T08:39:57","slug":"analamanga-olona-miisa-09-voasambotry-ny-polisimpirenena-taminny-raharaha-samihafa","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/2026\/11\/09\/analamanga-olona-miisa-09-voasambotry-ny-polisimpirenena-taminny-raharaha-samihafa\/","title":{"rendered":"ANALAMANGA : OLONA MIISA 09 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAMIN\u2019NY RAHARAHA SAMIHAFA."},"content":{"rendered":"<div id=\"pl-21283\"  class=\"panel-layout\" ><div id=\"pg-21283-0\"  class=\"panel-grid panel-no-style\" ><div id=\"pgc-21283-0-0\"  class=\"panel-grid-cell\" ><div id=\"panel-21283-0-0-0\" class=\"so-panel widget widget_text panel-first-child panel-last-child\" data-index=\"0\" >\t\t\t<div class=\"textwidget\"><p>\ud83d\udee1\ufe0f Ady amin\u2019ny asan-jiolahy sy zava-mahadomelina.<br \/>\n\ud83d\udc6e\u200d\u2642\ufe0f Mitohy ny ezaka ataon\u2019ny Polisimpirenena amin\u2019ny ady amin\u2019ny tsy fandriam-pahalemana sy ny fiarovana ny vahoaka eto amin\u2019ny Faritra Analamanga.<br \/>\n\ud83d\udccd Tao Tanjombato, ny 06 Novambra 2026 maraina, mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisy miasa ao amin\u2019ny Kaomisaria Foibe Tanjombato nandritra ny fisafoana teny amin\u2019ny faritra Tanjombato sy ny arr\u00eat bus Fasika. Nahitana antsy sy fitaovana fampiasa hinanana zava-madomelina teny amin\u2019izy ireo.<br \/>\n\ud83d\udccd Tetsy Anosibe, ny 05 Novambra 2026, lehilahy iray 23 taona no voasambotry ny Polisimpirenena noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana tokan-trano iray teny Anosibe. Vola 150 000 Ariary sy finday telo no nagalariny ary mbola hita teny amin\u2019izy ireo avokoa. Taorian\u2019ny fanamarinana dia naverina any amin\u2019ny tompony avokoa ireo entana nangalarin\u2019izy ireo.<br \/>\n\ud83d\udccd Tao Ankazomanga Atsimo, ny 05 Novambra 2026, tovolahy miisa efatra sy tovovavy iray no voasambotry ny Polisy miasa ao amin\u2019ny PPA 4 Antaniavo, noho ny fanendahana. Vola 200 000 Ariary sy antontan-taratasy maro no lasan\u2019izy ireo tamin\u2019izany. 14 taona no zandriny indrindra amin\u2019ireto voasambotra ireto ary 17 taona ny zokiny indrindra. Efa natolotra eny amin\u2019ny sampraharaha misahana ny zaza tsy ampy taona avokoa izy ireo.<br \/>\n\u2696\ufe0f Ireo olona miisa efatra ambiny kosa noentina teny amin\u2019ny Kaomisaria hatao famotorana ary atolotra ny fampanoavana aorian\u2019izay.<br \/>\n\ud83d\udd34 NAMEHANA : LEHILAHY IRAY TRATRA NANGALATRA FINDAY<br \/>\n\ud83d\udc6e\u200d\u2642\ufe0f Lehilahy iray 31 taona no tratran\u2019ny Polisy nanao fanamiana sivily ny 07 Novambra 2026, tokony ho tamin\u2019ny 05 ora sy 50 maraina, teo amin\u2019ny fiantsonan\u2019ny taxi-be Namehana, raha nangalatra finday OPPO.<br \/>\n\ud83c\udfaf Nentina tao amin\u2019ny Kaomisaria Foibe Avaradrano izy ary notazonina sy hanaovana fanadihadiana.<br \/>\n\ud83e\udd1d Manamafy hatrany ny fahavononany hiaro ny vahoaka sy hitandro ny filaminana ny Polisimpirenena.<\/p>\n<\/div>\n\t\t<\/div><\/div><\/div><\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\ud83d\udee1\ufe0f Ady amin\u2019ny asan-jiolahy sy zava-mahadomelina. \ud83d\udc6e\u200d\u2642\ufe0f Mitohy ny ezaka ataon\u2019ny Polisimpirenena amin\u2019ny ady amin\u2019ny tsy fandriam-pahalemana sy ny fiarovana ny vahoaka eto amin\u2019ny Faritra Analamanga. \ud83d\udccd Tao Tanjombato, ny 06 Novambra 2026 maraina, mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisy<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":21285,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[1],"tags":[],"class_list":["post-21283","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-non-classe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/21283","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=21283"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/21283\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":21286,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/21283\/revisions\/21286"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media\/21285"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=21283"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=21283"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.pn.gov.mg\/index.php\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=21283"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}