đźFiofanana telo no indray nifarana ny zoma 08 Novambra 2024 teo teto an-drenivohitra teto anivon’ny Polisimpirenena. Tao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo TsaralalĂ na sy teny amin’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy fiofanana mitohy ïŒDRFCïŒeny Antanimora.
đźFiofanana voalohany mahakasika ny « Gestions des scĂšnes de crimes » izay notanterahina tao amin’ny Kaomisaria foiben’Antananarivo TsaralalĂ na. Lanonana nanomezana taratasy fanamarinana ho an’ireo mpiofana 20 izay 10 avy ao amin’ny Polisimpirenena ka vehivavy ny iray raha toa ka 10 avy ao amin’ny Zandarimariam-pirenena ka vehivavy ny roa. Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny famaranana taminâny fomba ofisialy ity tetsy aminâny komisaria foibe Tsaralalana ny ny Talen’ny « Police Judiciaire » eto aminâny Polisimpirenena, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police N’DIAYE Jean Meambly Tidahy, izay nanamafy ary nandrisika ny hampiharana izay fahaiza-manao sy traikefa azo nandritra ity fiofanana ity.
đźFiofanana faharoa, izay fiaraha-miasan’ny CIS izay notarihin’ny Talen’ny Kabinetrany, sy ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka izay notarihin’ny Ramatoa Talen’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy ny Fiofanana mitohy. Tamin’izany no nizarana taratasy fanamarinana ireto mpiofana miisa 53 izay mpiandraikitra ny 23 ary mpiantsehatra ny 30. Natao izao fiofanana izao mba hampitombo misimisy kokoa ny fiaraha-miasa eo aminâny CIS sy ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka ary ny traikefa azo dia hoentina hanatsarana bebe kokoa sy fifehezana ny asa eo am-panatanterahana azy.
đźFiofanana fahatelo farany, izay mahakasika ny  » Vulgarisation des principes de MENDEZ » na ny ady amin’ny fampijaliana olona sy ny fanararaotam-pahefana. Ity fiofanana ity, izay notanterahina tao amin’ny fitaleavan’ny fikarohana sy ny fihofanana mitohy ihany koa ary notarihin’ny « Directeur des EnquĂȘtes Internes » eto anivonâny Minisiteranâny filaminam-bahoaka, ny Commissaire Divisionnaire de Police RAKOTOMALALA Simon.

