FISAFOANA ALINA : OLONA ENINA NO VOASAKAN’NY POLISY TSY NITONDRA KARAPANONDROM-PIRENENA ARY NANAOVANA FANADIHADIANA FOHY HAHAFANTARANA NY MOMBA AZY, OLONA IRAY KOSA MAMO TEO AM-PITONDRANA KODIARAN-DROA ARY TSY NAVELA HIHETSIKA

🛡️ Ady amin’ny asan-jiolahy sy fiarovana ny sokajin’olona marefo 👮‍♂️ Nandritra ny fisafoana an-tongotra manodidina an’Andavamamba – Ambilanibe- 67HA nataon’ireo Polisy avy ao amin’ny CUI ny alin’ny 10 oktobra 2026 no nahazoana izao vokatra izao : 📌 olona miisa 06

IHOSY : OLONA MIISA 06 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

👮‍♂️ Olona miisa 06 no voasambotry ny Polisimpirenena noho ny fandikan-dalàna samihafa samihafa tao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Ihorombe nandritra ny herinandro. 🚨 Miisa telo voasambotra taorian’ny fanafihana mitam-piadiana tao Antanambao, izay nahavery vola 16 500 000 Ariary. Voatazona am-ponja