MANDRITSARA : LEHILAHY MPIVAROTRA ZAVA-MAHADOMELINA TRA-TEHAKINY POLISIMPIRENENA NITONDRA RONGONY EFATRA HARONA.

đźš­ Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. đźš” Lehilahy iray 57 taona no tra-tehaky ny Polisimpirenena nitondra rongony efatra harona, ny 16 novambra 2026, tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro, tao Maroamboka, Kaominina Mandraka, Distrikan’i Mandritsara, Faritra Sofia. 👮‍♂️ Araka ny fantatra

TOAMASINA : FIHAONANA NIRESAHANA MOMBA NY FANDRIAMPAHALEMANA SY NY FAMPANDROSOANA, NAMPITA NY TORO-MARIKA NOMEN’ANDRIAMATOA PRAIMINISITRA HOAN’IREO MPIKAMBANA AMIN’NY OMC NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA.

âś… Taorian’ny lanonana ara-miaramila, fandraisam-pibaikoana notanterahina tao Toamasina ny 21 Novambra 2026, nisy ny fivoariana notarihin’ny Minisitry ny Filaminambahoaka ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police ERICK MICHEL izay niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny tany an-toerana, notronin’ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena Fidèle RAZARA