đ Ady aminâny asan-jiolahy sy ny asa fanendahana, fampiharana ny Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka đźââïž Nanantanteraka fisafoana rodobe taminâny alalanâny fiara sy an-tongotra manerana an’ Antananarivo Renivohitra ireo Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Foibe sy ireo Kaomisaria miisa valo eto an-drenivohitra
