MITANDREMA AMIN’NY MPISOLOKY ENY AN-DALAMBE !

📌 Matetika eny amin’ny « arrêt bus » sy amin’ny toerana be olona no mety hiseho ity endrika fisolokiana ity. Misy olona iray voalohany mandalo ary mandatsaka zavatra (anaty harona « Sachet », na valopy lehibebe) avy any aminy. Misy olona miara-miandry

MORAMANGA : LEHILAHY IRAY MPANAO HOSOKA FAHAZOAN-DALANA MAMILY FIARA NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

⚠️ Ady amin’ny fanaovana hosoka 📢 Naharay vaovao ny teo anivon’ny Polisimpirenena tao amin’ny Kaomisaria Moramanga, mahakasika ny fisian’olona manamboatra sy manaparitaka taratasy hosoka momba ny fahazoan-dalana mamily fiara (permis de conduire). 👮‍♂️ Taorian’ny nahazoana izany vaovao izany dia nanao

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA – MASOIVOHO SINOA ETO MADAGASIKARA : MANAMAFY HATRANY NY FIARAHA-MIASA

🤝 Tontosa ny 24 Aogositra 2026 ny fihaonana teo amin’ny Masoivohon’i Chine sy ny delegasiona miaraka aminy; sy ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor, tao amin’ny biraony tao Anosy ka niompana tamin’ny fanamafisana

FITSIDIHAM-PARITRA NATAON’NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA TAO AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY : TANJONA NY HAMETRAHANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA

🟢 Tontosa ny 20 Aogositra – 23 Aogositra 2026 ny fitsidiham-paritra nataon’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police ERICK MICHEL tao amin’ny faritra Androy sy AnĂ´sy. 🎯 Tanjona ny hametraka fandriam-pahalemana maharitra manerana ny nosy, fa indrindra ny

TOAMASINA – TANAMBAO V : MPANENDAKA ROA VOASAMBOTRA

đźš” Ny marainan’ny 23 Aogositra 2026, tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany, dia nahazo fampandrenesana ny Polisy fa misy mpanendaka enjehin’ny fokonolona teny Tanambao V Toamasina. đź‘® Nidina avy hatrany teny an-toerana ny Polisy ao amin’ny vondron-kery CUI2 ao