Lalaon’ny Nosy Taranja Basket ball

𝗗𝗶𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗺𝗼𝗮 𝗿𝘆 « 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗲𝘀 𝗰𝗼𝗮𝗰𝗵𝘀 » 😇😍🥰. Rehefa nihantahanta ny mpilalao tamin’ny alatsinainy dia tonga izy 3 mianadahy androany nanatitra baolina basket 29 isa, moustiquaires, kiraro ( ny ankizy ihany no nandeha nisafidy tany amin’ny mpivarotra.  » 𝙉𝙖𝙣𝙜𝙖𝙩𝙖𝙠𝙖

CSP 7 – ASA FANENDAHANA ETSY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA : TELO LAHY NIARAKA TAMINA ANTSY LAVA LELA NO TRA-TEHAKY NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVLY TENY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA

👮‍♂️Polisy manao fanamiana sivly ary manao fisafoana amin’ny hariva no nahita ireo telo lahy mijorojoro manao fihetsika hafahafa manara-maso mpandeha an-tongotra tetsy amin’ny arrêt bus 67 ha atsimo akaiky ny ravitoto ✅️ Rehefa nanatona azy ireo ny Polisy dia nirifatra