
🎯 Ity olona ity dia karohin’ny Polisimpirenena. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na hampandre avy hatrany ny Kaomisarian’ny Filaminambahoaka ao Ambatondrazaka, na hiantso ity laharana finday ity:
📞 034 05 998 56
📌 Momba azy :
👉 Anarana : RASOAHARY
👉 Fanampiny : Andoniaina Laurence
👉 Daty sy toerana nahaterahana : 05 Oktobra 1989, tao Fianarantsoa.
👉Taona: 37 taona.
👉 Asa : Responsable antenne commerce Andilamena
📌 Adiresy farany fantatra : Lot 11 120 Ambohimasina, Ambatondrazaka.
📌 Antony : Vono olona (Assassinat)
🔴 Fampahatsiahivana :
👮 Manome toky ny Polisimpirenena fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba izay rehetra manome vaovao.
