✅ Taorian’ny fitarainana voarain’ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria foibe Tanjombato mahakasika fisolokiana amin’ny fivarotana akohokely. ➡️ Manao varotra akoho amin’ny alalan’ny fesiboky izy ireo, ka mangataka ny mpividy handefa vola mialoha ho famandrihana. Omeny fotoana hakana ny entana avy
