– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra – Ao anatin’ny ezaka fanamafisana ny fandriam-pahalemana eto Antananarivo Renivohitra dia manohy ny fisafoana sy ny fanaraha-maso ireo toeram-pisotroana sy toeram-pialamboly ny Polisimpirenena, mba hahazoana antoka fa hajaina ny fandaminana sy ny ora fikatonana ara-dalàna. –
