FILAZANA FIKAROHANA
👉 Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandre avy hatrany ny Polisy avy ao amin’ny Sampandraharaha miady amin’ ny heloka bevava Anosy na ihany koa hiantso ireto laharana finday ireto :
☎ 034 05 529 04
☎ 034 05 517 26
✅ Toy izao ny momba azy :
👉 ANARANA : RAMILIALILALA
👉 FANAMPINY : Laza Anthony
👉 TAONA : 46 taona
👉 DATY SY TOERANA NAHATERAHANA :
19 Aprily 1980 tao Itaosy .
👉CIN : 101 221 069 952 ny 15 janoary 1999 tao Tana II
👉 TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot II Y 36 BIS Ampasanimalo .
👉 ANTONY : Fisolokiana nampiasàna seky tsy misy antom-bola .
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
đŸ‘źâ€â™‚ïž Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

FILAZANA FIKAROHANA:RAMILIALILALA Laza Anthony

Vous pourrez aussi aimer