👉 Lehilahy iray 28 taona, no nosamborin’ny Polisy tao Ambilobe izay voarohirohy tamin’ny raharaha halatra moto. 🚓 Ny alin’ny 02 Jona 2026, naharay antso momba ny fisian’ny ady tao amin’ny Bar iray tao Anoronala ny Polisy. Raha tonga teny an-toerana
