🤝Tonga nitsidika sy nampahery ireo fianakavian’ilay zaza varira nalain’ny jiolahy an-keriny ary efa tafaverina soa aman-tsara eo amin’ny fianakaviany, tany Beroroha ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta sady namita iraky ny fitondram-panjakĂ na ; isan’izany ny Minisitry ny Filaminambahoaka ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral
