MANDRITSARA : LEHILAHY IRAY MPAMAKY TRANO GAIGILAHY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
🛑Ady amin'ny halatra isan-karazany ‍🎯 Lehilahy iray mpamaky trano gaigilahy sady efa mpamerin-keloka no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisarian’i Mandritsara ny 4 Jona 2026. ✅ Taorian’ny angom-baovao sy ny fanadihadiana natao no nahità na ity jiolahy ity. Fantatra fa
Read More
SEKOLIM-PIRENENA AMBONY HO AN’NY POLISY : NANATANTERAKA FITSIDIHANA HAINO AMAN-JERY IREO MPIANATRA HO COMMISSAIRE DE POLICE SY OFFICIER DE POLICE AVY AMIN’NY ANDIANY “MIAHI”
👮‍♂️ Ho fampitomboana ny fahalalà na momba ny tontolon'ny serasera sy ny haino aman-jery izay efa tsy azo ihodivirana intsony ankehitriny dia nanatontosa fitsidihana ny haino aman-jery maromaro ireo mpianatra ho Commissaire de Police sy Officier de Police andiany "MIAHI", ny
Read More
BEROROHA – 03 JONA 2026 NITSIDIKA SY NANKAHERY NY FIANAKAVIAN’ILAY ZAZA VARIRA NALAIN’NY JIOLAHY AN-KERINY NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA MIARAKA AMIN’IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY GOVERNEMANTA. HOHAMAFISINA IREO FEPETRA HISIAN’NY FANDRIAMPAHALEMANA MAHARITRA
🤝Tonga nitsidika sy nampahery ireo fianakavian’ilay zaza varira nalain'ny jiolahy an-keriny ary efa tafaverina soa aman-tsara eo amin’ny fianakaviany, tany Beroroha ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta sady namita iraky ny fitondram-panjakà na ; isan’izany ny Minisitry ny Filaminambahoaka ny Inspecteur Général
Read MoreSTAFF TECHNIQUE AU NIVEAU REGIONAL
Reparties dans les 24 régions de Madagascar.
LES MINISTRES SUCCESSIFS replicafactory

Inspecteur Général de Police, Rakotoarimanana Herilala
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RANDRIANARISON Fanomezantsoa R.
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAFANOMEZANTSOA Roger
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, ERICK Michel W. S. Idrissa
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, ANDRIAMISA Jean Jacques
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, ANANDRA Norbert
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RANDIMBISOA Blaise Richard
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAKOTONDRAZAKA Arsène
Ministre successif
Contrôleur Général de Police ,RANAIVOSON Dieudonné
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAKOTOMIHANTARIZAKA Rémy Sylvain Organès
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RASOLOFOMANANA Désiré
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RAZAKANIRINA Lucien Victor
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, AMADY Augustin
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, AZALY Ben Marofo
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, BELALAHY Léon Arsène
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAZAFINDRAZAKA Berthin
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, AMADY Augustin
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAZAFIKELY Ferdinand
Ministre successif
SERVICES OFFERTS
Service de demande de visa touristique en ligne pour Madagascar.
Visa non-immigrant ou Visa PAF
Lire la suite ...
Service Central du Contrôle de l’Immigration et de l’Emigration (Passeport Malagasy)
Pasipaoro Malagasy
Lire la suite !!!
Service Central des Unités Spécialisées d’Intervention de la Police Nationale ( Unités Spécialisées)
USI - UIR
Voir plus !!!