Ady amin’ny kolikoly ✅Notontosaina tao amin’ny Havoria Anosy ny 11 jolay 2025 ny fankalazana ny andro Afrikanina amin’ny ady atao amin’ny kolikoly. Novoizina nandritra ‘izany ny loha-hevitra » manimba ny maha olona ny kolikoly. Isan’ny hetsika natao tao amin’ny Havoria
