FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA

✅️ Tonga nanao ny adidiny amin’ny maha-olom-pirenena azy, tao amin’ny biraom-pifidianana tao amin’ny EPP Ambolamena, Commune BONGATSARA Antsimondrano, ny Ministry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa. 🎤 Tamin’izany no nanambarany fa mizotra araka ny tokony ho izy

ENIAP ANTSIRABE – ANDIANY MAHEFA : POLISY VAOVAO MIISA 1362 NAHAVITA FIOFANANA

✅️ Ho fametrahana fandriampahalemana maharitra manerana ny Nosy dia nanao ezaka ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mba hampitomboana isa ny Polisy. Araka izany dia andiany vaovao misalotra ny anarana MAHEFA (Maturité-Approche-Honneur -Engagement-Force-Assiduité) no nivoaka ny sekoly ENIAP ny zoma