Ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny IGP Erick Michel no vahinin’ny fandaharana manokan’ny TVM anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina ( 20h30 )
Fandaharana manokana izay araka ny toromarika nomen’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo. Hifandimby hiakatra eto amin’ny TVM ireo minisitra rehetra mpikambana ao amin’ny Governemanta.
Lohahevitra lehibe 2 no ho resahina ao anatinizany:
1- Ny teti-panorona na ny Stratégie hoentin’ny ministera miady amin’ny kolikoly
2- Tatitry ny asa natao tao anatin’ny heritaona ho an’ny ministera.
TVM: FANDAHARANA MANOKANA
