Ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny IGP Erick Michel no vahinin’ny fandaharana manokan’ny TVM anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina ( 20h30 ) Fandaharana manokana izay araka ny toromarika nomen’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika nandritra ny filankevitry ny minisitra
