NISITRAKA FIOFANANA MANOKANA IREO POLISIMPIRENENA HO FANAMAFISANA SY FANAZARAN-TENA SADY FAMPITOMBONA NY TRAIKEFA HO AN’IREO MPIANDRAIKITRA VONDRONA MAMITA IRAKA SARO-PADY – « STAGE DE COMMANDANT D’UNITÉ TACTIQUE » (SCUT)

– Fiofanana mitohy – Nanomboka ny 10 Novambra tetsy amin »ny Sekoly Ambony ho an’ny Polisimpirenena Mamory (ENSP) Ivato ary haharitra hatramin’ny 02 Desambra 2026 ny fiofanana ho an’ny Stage de Commandant d’Unité Tactique na ny (SCUT) izay tanterahin’ireo Polisimpirenena misitraka

ANTANANARIVO : TONGA NITSIDIKA SY NITARIKA NY FAMORIANA FAOOBE TENY AMIN’NY TOBY FIP ANTANIMORA SY NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALÀNA NY TALE JENERALY LEFITRY NY POLISIMPIRENENA

– Tonga nitsidika ny Toby FIP Antanimora sy ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna androany 16 Novambra 2026 ny Tale Jeneraly lefitry ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police SERALY Hercule. – Nandritra izany no nihaonany tamin’ireo Polisy miasa eny anivon’ireo sampana