👉 Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Kaomisaria ny Polisy ao Nosy-be Hell-Ville na hiantso ny laharana : 📱034 05 998 63
✅️ Toy izao ny momba azy :
👉ANARANA : ANDRIANIAINA
👉FANAMPINY : Fulgence
👉ADIRESY FARANY : Afro-Bar Ambatoloaka
👉ANTONY : Halatra sy fivadiham-pitokisana
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
👮♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao
FILAZANA FIKAROHANA:ANDRIANIAINA Fulgence
