👉 Ity olona hita amin’ny sary ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny SCAR ( Services Central des Affaires RĂ©serve) Anosy. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra.
✅️ Toy izao ny momba azy :
👉 ANARANA : RASOANDALANA
👉 FANAMPINY : Marie Fideline
👉 TERAKA TAMIN’NY : 31 Desambra 1980 tao Andapa
👉 TAONA: 46 taona
👉 CIN : 106.402.008.904 (Navoaka ny 26 Aprily 1999 tao Ambatomena)
👉 ADIRESY NAHITA AZY FARANY : Lot VM 91 Bis C Androndrakely, Antananarivo II
👉 ANTONY : Fisolokiana sy fivadiham-pitokisana
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo olona manome vaovao.

FILAZANA FIKAROHANA: RASOANDALANA Marie Fideline

Vous pourrez aussi aimer