📢 Ny Alatsinainy 22 Jona 2026 tamin’ny 01 ora maraina no nahazo antso ny Polisin’ny Hery Vonjitaitra ao Toliara fa nisy mpanendaka nandroba mpandeha cyclo-pousse teny Amboriky. đź‘® Teo noho eo dia nirotsaka an-tsehatra ny Polisy ka voasambotra ny iray
