ZAIKABE FIVAPOVA ANTSIRANANA 2022 : NY FARITRA ANALAMANGA NO NAHAZO NY AMBOARAN’NY MISS RAHA LASAN’NY FARITRA BONGOLAVA KOSA NY MISS MAMAN

ZAIKABE FIVAPOVA ANTSIRANANA 2022 : NY FARITRA ANALAMANGA NO NAHAZO NY AMBOARAN’NY MISS RAHA LASAN’NY FARITRA BONGOLAVA KOSA NY MISS MAMAN Fifaninanana ara -kolontsaina maro samihafa no notanterahina tany Antsiranana nandritra ity zaikabe fahatelo nataon’ireo fikambanan’ny Vadina Polisy sy Polisy

FITSIDIHANA ARA-POMBAM- PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ALGERIANA

FITSIDIHANA ARA-POMBAM- PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ALGERIANA ✅Tonga nitsidika ny Polisim-pirenena ny Ambasadaoron’ny Algérie miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa SEM Malek DJAOUD ny faha 02 Aogositra 2022. Nandray azy tamin’izany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny