FITSIDIHANA ARA-POMBAM- PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ALGERIANA

✅Tonga nitsidika ny Polisim-pirenena ny Ambasadaoron’ny Algérie miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa SEM Malek DJAOUD ny faha 02 Aogositra 2022. Nandray azy tamin’izany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa. 👮‍♂️🚨👮‍♀️ Nisy ny dinika nifanaovana